Chargement

Slzii.com Recherche

Recherche (Nouvelles)

Oniversiten’i Toamasina sy Banky iraisam-pirenena : Narenina ireo fahasimbana sasany navelan’ny « Gezani » tao

Oniversiten’i Toamasina sy Banky iraisam-pirenena : Narenina ireo fahasimbana sasany navelan’ny « Gezani » tao
Midi Madagasikara filipino top business

Nijery ny fanarenana rehetra taorian’i Gezani ny solotenan’ny Banky iraisam-pirenena misahana an’i Madagasikara – Maurice – Comores – Seychelles, Atoa Seck, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa amin’Atoa Pr Diny Razanakolona filohan’ny Oniversite, sy mpandrindra ny fanarenana an’i Toamasina, ary ny solontenan’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony, sy ny Fid Toamasina. Ny tanjona tamin’izao fitsidihana izao dia hahita maso ireo […] L’article Oniversiten’i Toamasina sy Banky iraisam-pirenena : Narenina ireo fahasimbana sasany navelan’ny « Gezani » tao est apparu en premier sur Midi Madagasikara .
2026-10-02 03:00:00

Que fais-tu?

0.024385213851929


Nouvelles
Midi Madagasikara

Dernières nouvelles et titres
Nijery ny fanarenana rehetra taorian’i Gezani ny solotenan’ny Banky iraisam-pirenena misahana an’i Madagasikara – Maurice – Comores – Seyche...
Nouvelles