Loading

Slzii.com Search

Search (News)

Avarajozoro Ambodifasina : Nanao hetsika fanoherana ny tany lasan’olona ny mponina

Midi Madagasikara french lifestyle top

Olana mbola saro-bahana eny amin’ny fiaraha-monina ny ady tany. Eny Ambodifasina eny indray ao amin’ny fokontany Avarajozoro, kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy, tany nonenan’olona efa ho 40 taona no misy olona milaza azy ho tompony amin’izao fotoana izao ary manana taratasy ara-dalana mihitsy. Nanao hetsika fanoherana izany ireo mponina eny an-toerana ary nilanja sora-baventy ny hamerenana ny [...] L’article Avarajozoro Ambodifasina : Nanao hetsika fanoherana ny tany lasan’olona ny mponina est apparu en premier sur Midi Madagasikara .
2026-07-17 03:00:00

What are you doing?

0.0416100025177


News
News

Latest News and Headlines
Olana mbola saro-bahana eny amin’ny fiaraha-monina ny ady tany. Eny Ambodifasina eny indray ao amin’ny fokontany Avarajozoro, kaominina Amba...
News