Distrikan’i Brickaville : Nosokafana ny lalana mampifandray ny kaominina Ranomafana sy Fanasana
french top sports
Novakiana ankehitriny ny lalana mampitohy ny kaominina Ranomafana sy Fanasana, raha efa ela no nikasana izany tamin’ireo mpitondra nifandimby ny faritra Atsinanana. Lalana mirefy 20km ity lalana ity, ka samy hahazo tombotso amin’izany avokoa na i Ranomafana na i Fanasana hatramin’i Brickaville ihany koa. Tsy nahasakana ny fanokafana ilay lalan-tany ny orana tany an-toerana tao […] L’article Distrikan’i Brickaville : Nosokafana ny lalana mampifandray ny kaominina Ranomafana sy Fanasana est apparu en premier sur Midi Madagasikara . 2026-10-02 03:00:00
Aktuelle Nachrichten und Schlagzeilen
Novakiana ankehitriny ny lalana mampitohy ny kaominina Ranomafana sy Fanasana, raha efa ela no nikasana izany tamin’ireo mpitondra nifandimb...
Nachricht