Analamahitsy : « Cash point » may, kila ny vola 2 tapitrisa ariary
french lifestyle top
Nitrangan’ny hain-trano goavana teny Analamahitsy ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Tokony ho tamin’ny 9 ora alina mahery 40 minitra tany no nitranga ny loza, izay nahalevona tanteraka ilay trano. Araka ny fantatra dia niainga avy atao amin’ny efitrano iray fanaovana « cash point » ny afo ary nitatra tao amin’ny efitra iray, nandevona tanteraka ireo entana […] L’article Analamahitsy : « Cash point » may, kila ny vola 2 tapitrisa ariary est apparu en premier sur Midi Madagasikara . 2026-10-02 03:00:00
Labarai da Kanun Labarai
Nitrangan’ny hain-trano goavana teny Analamahitsy ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Tokony ho tamin’ny 9 ora alina mahery 40 minitra...
Labarai