Rehefa nosamborina noho ny olana fitrandrahana tsy ara-dalàna tao amin’ny karieram-bolamena iray teny amoron-dranon’Ikopa, andrefan’ny fokontan’Ambodimanga, kaominina ambanivohitra Beanana, distrikan’i Maevatanàna, faritra Betsiboka Ramatoa Nina Rahantanirina, depioten’i Mahajanga voalohany, sady filoha lefitry ny Antenimerampirenena teo aloha, sy ny zanany lahy, dia nataon’ny zandary miasa ao amin’ny GAPJ na « Groupe d’appui à la Police Judiciaire Maevatanàna » […] L’article Maevatanàna : Naiditra am-ponja vonjimaika i Nina Rahantanirina, depiote an’i Mahajanga teo aloha, sy ny zanany lahy est apparu en premier sur Midi Madagasikara .
2026-10-02 03:00:00