Tanandava Toamasina II : Napetraka ny fiantsonan’ny kamiao vonjy maika
indonesian entertainment top
Mihevitra ny hametraka toby fiantsonana kamiao eny Tanandava mifanila amin’ny toeram-pandajana fiara ny fanjakana Malagasy miaraka amin’ny seranan-tsambo, mandra-pahavita ilay toby lehibe sy moderna fitoambian’ireo kamiao eny. Kendrena izao fiantsonana vonjy maika izao, ny fahitana ny fibosesehan’ny kamiao amin’ny lalam-pirenena II sy ny lalam-pirenena II TER, ka miteraka fitohanan’ny lalana eto Toamasina renivohitra. Eo am-pikarakarana [...] L’article Tanandava Toamasina II : Napetraka ny fiantsonan’ny kamiao vonjy maika est apparu en premier sur Midi Madagasikara . 2026-09-24 03:00:00