Loading

Slzii.com Search

Search (News)

Fokontany Ambalatenina Toamasina II : Nizara fitaovam-pianarana ny fikambanana « Madagasikara Progrés »

Fokontany Ambalatenina Toamasina II : Nizara fitaovam-pianarana ny fikambanana « Madagasikara Progrés »
Midi Madagasikara french top lifestyle

Nahita ny fahasahiranan’ireo Ray aman-dReny tao Toamasina II ny « Madagasikara Progrés », ka nanampy ara-pitaovam-pianarana tao amin’ny fokontany Ambalatenina kaominina Sahambala. Kahie sy penina no natolotra ireto mpianatra nandritra ity hetsika ity ; natao ny hetsika mba entina hanampiana ireto mpianatra noho ny fahasahiranana indrindra taorian’ny rivodoza nitranga farany teo teto Toamasina I sy Toamasina II. Velom-bolo [...] L’article Fokontany Ambalatenina Toamasina II : Nizara fitaovam-pianarana ny fikambanana « Madagasikara Progrés » est apparu en premier sur Midi Madagasikara .
2026-09-24 03:00:00

What are you doing?

0.02010703086853


News
Midi Madagasikara

Latest News and Headlines
Nahita ny fahasahiranan’ireo Ray aman-dReny tao Toamasina II ny « Madagasikara Progrés », ka nanampy ara-pitaovam-pianarana tao amin’ny fok...
News